Aller au contenu

Gerd Müller

Avy amin'i Wikipedia
Gerd Müller
Ankapobeny
Anarana Gerd Müller
Teraka 3 Novambra 1945
Maty 15. August 2021
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena  Alemaina
Asa :
Fiainana manokana

Gerd Müller dia mpilalao baolina kitra, mpanatanja-tena mizaka ny zom-pirenen'i Alemaina teraka ny 3 Novambra 1945 ao Nördlingen, teraka ny 15 Aogosta 2021.

zava-bita

[hanova | hanova ny fango]
  • Mondial baolina kitra 1974

Tamin'ny taona 1970 dia nahazo ny Ballon d'Or ho "Mpilalao baolina kitra an'ny taona any Eoropa" izy.

Amin'ny maha-mpilalao an'i FC Bayern München (1964-1979), Müller dia nahazo ny amboara alemà efatra, ny amboaran'ny DFB in-efatra, ny amboaran'ny Tompondakan'i Eoropa in-telo ary ny amboara Eoropeana mpandresy indray mandeha.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
  • Ao amin'i Freebase: [1]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.